• Daftar Diri
  • ‎Apakah Shvoong?‎
  • Daftar Masuk
    Daftar Masuk
    Ingat nama pengguna saya Terlupa kata laluan anda?

Ringkaskan Pengetahuan Manusia di Shvoong.

.

Rerumah Shvoong>Buku>Puisi>Nateraka indray

.

Nateraka indray

oleh : danoly     

Pengarang : Thierry RAONIZANANY
I Thierry RAONIZANANY, poeta malagasy teraka t@ 15 febroary 1974, no tiako resahina aminao androany.Kristianina ny lehilahy,
ary poeta.Tsy mifanohitra izany fa sokafy ny baibolinao ary vakio ny Salamo.Toy
izao ny teny fanolorana nosoratan''iRADO ao @ ilay amboaran-tononkalo
novokarin''i Thierry, izay mitondra ny lohanteny hoe "NATERAKA INDRAY" :Endrey
izany hafalian''ny "NATERAKA INDRAY" ato amin''ity amboara ity !
Fatratra, fa miverimberina matetika anyanivon''ny tononkalony any ny
fiasaorana Ilay tia azy. Ary tsaroako miako aty amiko koa ny
haravoam-panahy ao anatiny.Hay ve misy hafaliana tsy omby
tratra tahaka izany ao amin''ireny olona nahalala ny harena miafina tao
amin''Ilay nanolotra ny hazavana vaovao ho an''ny fianany ? Hay ve misy
fahasambarana tsy fantatry ny fahasambarana mahazatra ny rehetra ? Hay
ve misy Fitiavana tonga lafatra tsy fantatr''ireo tsy mahalala afa-tsy
ny fitiavana mora lo sy mandiso fanantenana ?Mientana ny foko
teo am-pamakiana ity "NATERAKA INDRAY" nosoratan''i Thierry RAONIZANANY"
ity ! Fifaliana miavaka ma-te hanana ! Fiafaliana vitsy mpanana.Tsy
kisendrasendra tokoa ny fifanandrifian''ny anaran''i Thierry RaONIzanany
amin''izay voalazan''ny Salam faha-36 andininy faha-8, manao hoe : "ary
ny ONY fampifalianao no nampisotroanao azy".Faly tokoa i Thierry RAONIZANANY fa efa nisotro ny hafalian''ny "NATERAKA INDRAY". Sambatra izy !Misy tononkalo 102 ny amboara, ary tao anelanelan''ny taona 1995 sy 2005 no nanoratan''i Thierry azy ireo.Sombiny kely @ ny tononkalo faha-26 no omeko anao izao :Ilay izaho nangataka mba tsy halavirinaonefa impiry manalavitra Anao......Ifonako Aminao.Raha maniry ny hifandray amin''i Thierry ianao dia indro omeko anao ny adiresy imailaka hanoratana aminy : raonizananythierry@yahoo.fr
Diterbitkan pada: September 07, 2007
Sila Nilai abstrak ini : 1 2 3 4 5

Bookmark & share this post

.